FITIAVANA NO LEHIBE

Dia hoy Jesosy taminy: Mandehana hianao, ka manaova toy izany koa. Lioka 10:37b Rehefa nanontany an’i Jesosy ilay mpahay lalàna iray naka fanahy Azy hoe: inona no ataony handovany ny fiainana mandrakizay. Nanontany Jesosy ny amin’izay voasoratra ao amin’ny lalàna: Tiava an’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao rehetra… Tiava ny namanao tahaka ny tenanao. Hoy Jesosy […]