AZA MANARAKA NY FANAON’IZAO TONTOLO IZAO.


« Ary aza manaraka ny fanaon’izao tontolo izao; fa miovà amin’ny fanavaozana ny saina, hamantaranareo ny sitrapon’Andriamanitra, dia izay tsara sady ankasitrahana no marina. » Romana 12:2

Hatraiza ny ezaka tokony ataon’ny kristiana amin’ny fanamasinana azy? Sarotra tokoa ny famaliana an’io fanontaniana io. Ny marina ara-tSoratra Masina no azontsika ianteherana, nefa dia mbola mila ny Fanahy Masina ihany na dia ny fanatanterahantsika azy aza, araka ny boky Ezekiela 36:27 hoe: “Ary ny Fanahiko no ataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy”. Io no fanavaozana ny saina. Manaiky ho tarihin’ny Fanahy. Io no mahatonga fahafantarana ny sitrapon’Andriamanitra. Ny sitrapon’Andriamanitra izay tsara sady ankasitrahana no marina. Izao tontolo izao tsy miraharaha izay Fanahy Masina. Aleony ny faharatsiana. Aoka ary amin’izao nitsanganan’i Jesosy tamin’ny maty izao mba hanaiky havaozin’Andriamanitra ny saintsika amin’ny fikatsahana ny sitrapony. Koa na ny fiteny, na ny fitafy, na ny fomba rehetra, dia tsy ny fanaon’izao tontolo no arahantsika fa ny sitrapon’Andriamanitra.
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

Feon’ny Filazantsara
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :