FJKM Antsahavola Fitiavana (SPAA 12)


Fanolorana sertifika ho an’ireo mpianatra nahavita ny “Fianarana Soratra Masina Ifandraisana” (FSMI)

Na dia vao herin-taona mahery monja aza no niatombohan’ny fiaraha-miasa teo amin’ny Feon’ny Filazantsara (FF) sy ny FJKM Antsahavola Fitiavana izay iandraiketan’ny Atoa Andriamalala Réné, Mpitandrina dia efa maro ireo Kristiana resy lahatra nandalina ny Tenin’Andriamanitra amin’ny alalan’ny FSMI. Koa ny Alahady 30 Aprily 2017 nandritry ny fotoam-pivavahana dia nanasa ny FF izy hanolotra Sertifika ho an’ireo mpianatra 19 nahavita ny fianarana Taona Voalohany. Nohararaotina koa moa io fotoana io nanentanana sy namporisihana ireo Kristiana rehetra hiroso amin’ny fandalinana ny Tenin’Andriamanitra izay atolotry ny FF maimaimpoana. Nankasitraka tanteraka ny ezaka ataon’ny FF ho fampandrosoana ny Fanjakan’Andriamanitra ny raiaman-dreny Mpitandrina ary maniry indrindra ny fitohizan’ny fiaraha-miasa.

Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :