Lycée Nanisana

Mpianatra nahavita ny “Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana” (FSMI) Misaotra an’Andriamanitra fa dia miisa telo indray ireo mpianatra nahavita ny fandalinana ny Tenin’Andriamanitra tamin’ny alalan’ny FSMI izay atolotry ny Feon’ny Filazantsara (FF) teny amin’ny Lycée Nanisana. Ny Alatsinainy 24 May 2017 moa no fotoana nanolorana azy ireo ny sertifika, nandritra ny fananganan-tsaina. Iray tamin’ireo mpianatra nahavita […]