Lycée Nanisana


Mpianatra nahavita ny “Fampianarana Soratra Masina Ifandraisana” (FSMI)

Misaotra an’Andriamanitra fa dia miisa telo indray ireo mpianatra nahavita ny fandalinana ny Tenin’Andriamanitra tamin’ny alalan’ny FSMI izay atolotry ny Feon’ny Filazantsara (FF) teny amin’ny Lycée Nanisana. Ny Alatsinainy 24 May 2017 moa no fotoana nanolorana azy ireo ny sertifika, nandritra ny fananganan-tsaina. Iray tamin’ireo mpianatra nahavita ny fianarana i Antsotahiana izay nanambara fa mitaky fitiavana, faharesen-dahatra sy faharetana ny fandalinana ny Tenin’Andriamanitra nefa dia tamin-kafaliana tanteraka no nanatanterahany izany. “Faly aho nandray ny sertifika fankasitrahana, fa ny nitomboako tamin’ny fahalalàna tsara ny Tenin’Andriamanitra, mbola tena nahasambatra ahy”. Atoa Andriamiarana Rabenatoandro, Talen’ny Sekoly kosa dia nisaotra sy nankasitraka tanteraka ny FF tamin’ny fiaraha-miasa, teo amin’ny fitaizana ny lafiny ara-panahy ireo mpianatra.

Nanatrika izao fizaràna Sertifika izao koa ny « Proviseur » sy ny mpiara-miasa aminy
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :