FAHAIZANA MANDRAY


Na ny mandray fotsiny aza dia misy manahirana indraindray. Efa tolorana fotsiny, sady tsy mitady na mikaroka, fa mandray fotsiny.
« Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an’ny Fanahin’Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny fanahy no amantarana izany. » I Korintiana 2:14

Misy karazan’olona tia mozika ka raha vao mahare mozika mahafinaritra ny sofiny izy dia miantsambotra mihaino ny sofiny sy ny sainy manontolo, fa misy koa sokajin’olona raha vao mahare lakolosim-piangonana maneno dia izay miseho ao ampiangonana no alehan’ny sainy. Fanahy inona no ao anatintsika ao? Fanahin’Andriamanitra sa fanahy hafa? Raha fanahy hafa dia tsy hahafantatra mihintsy ny ao ampon’Andriamanitra, fa ny momba ny nofo sy ny filàny ihany no fantany. Isika izay mamaky izao teny eto izao koa dia mila miala amin’ny fiheveran’ny nofo ihany raha te handray ny zavatsoa atolotr’Andriamanitra antsika, indrindra ny fiainana lehibe atolony antsika, dia ny fiainana manana mandrakizay. « Fa izay rehetra nandray an’i Jesosy dia nomeny hery ho tonga zanak’Andriamanitra », fa raha tarin’ny Fanahin’Andriamanitra iska vao zanak’Andriamanitra. Ambarao amin’ny vavanao izao: Indro raisiko ao ampoko ianao Jesosy ô izao anio izao.
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :