NY NOFONY TEO AMBONIN’NY HAZO FIJALIANA


« Fa izay an’i Kristy Jesosy dia efa nanombo ny nofony mbamin’ny faniriany sy ny filàny tamin’ny hazo fijaliana. » Galatiana 5:24.

Teo ambony hazo fijalina tokoa no nohomboana ny tenan’i Jesosy Kristy. Raha ny ambaran’ny Soratra Masina dia naka ny « endriky ny nofo ota » Jesosy ary izany no nohomboana teo amin’ny hazo fijaliana, ka dia maty ary nalevina. Hateloana no nitoerany tao am-pasana. Nitsangana Izy ny andro fahatelo. Mila miombona Aminy amin’izany làlana nodiaviny izany isika. Tsy isika no hihombo amin’ny azo fijaliana fa ny nofontsika no miara-miombo amin’i Kristy. Zavadehibe tokoa ho antsika ny naneken’i Jesosy hihombo tamin’ny hazo fijaliana,
satria Jesosy efa nahatanteraka izay rehetra tsy vitantsika. Zava-dehibe ho antsika koa ny fanekentsika izany; ka ny ilaina amintsika dia ny handeha araka ny fijerena an’i Jesosy izay nitondra ny nofontsika, dia ny fahotantsika, ary nalevina. Kanefa atsangana miaraka Aminy isika. Koa tsy misy fanamelohana ho an’izay ao amin’i Kristy Jesosy. Aoka tsy hanaraka ny nofo, ka hampanaram-po izany intsony isika fa hazoto hijery an’i Jesosy.
Jesosy hampahery antsika .

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :