NY SITRAPON’ANDRIAMANITRA


« Mandalo izao tontolo izao sy ny filany; fa izay manao ny sitrapon’Andriamanitra no maharitra mandrakizay. » I Jaona 2:17

Zavatra roa no mifanohitra eto:

– Izao tontolo izao sy ny filany,
– Ny sitrapon’Andriamanitra.
Voalazan’i Paoly ao amin’ny Galatiana 5:17 « Fa ny nofo manohitra ny Fanahy, ary ny Fanahy manohitra ny nofo; ary mifanohitra izy roroa, mba tsy hahazoanareo manao izay zavatra tianareo.» Araka izany dia miharihary fa Fanahy iray ihany no mampiteny an’i Jaona sy i Paoly. Mifanohitra ny izao tontolo izao sy ny sitrapon’Andriamanitra. I Jaona eto dia manoro fa tsara ny sitrapon’Andriamanitra noho ny filàn’izao tontolo zao. Araka i Paoly dia misakana antsika ny Fanahy mba tsy hanao izay zavatra tiantsika araka ny hita teo aloha teo; tiantsika ho azy izao tontolo izao sy ny filàny. Ny sitrapon’Andriamanitra no tsara: Maharitra mandrakizay Aoka ary isika hitandrina fa ny filàn’ny nofo dia manohitra ny fananantsika ny fiainana.
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmad@blueline.mg
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :