NY TENIN’ANDRIAMANITRA NO MPITARIKA

janvier 13, 2018

« Ary, indro, ilay kintana hitany teny atsinana nialoha azy mandra-pijanony teo ambonin’izay nitoeran’ny Zazakely. » Matio 2:9

Ary rehefa lasa ny Magy, dia ny kintana no nitarika azy. Ary voalaza fa faly indrindra izy nony nahita ny kintana. Ireo Magy fahiny dia ny kintana no nataon’Andriamanitra nitarika azy. Isika kristiana ankehitriny koa dia ny Tenin’Andriamanitra no nataon’Andriamanitra ho mpitarika antsika ho tonga eo amin’ny Mpamonjy. Moa mba faly ve isika nomena ny Tenin’Andriamanitra?
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités