NY FANAHY NO MIFONA HO ANTSIKA

avril 27, 2018

« Fa tsy fantatsika izay vavaka tokony hataontsika; fa ny Fanahy no mifona amin’ny fitarainana tsy azo tononina. » Roana 8:26b

Hoy ny mpianatra iray tamin’i Jesosy: mampianara anay hivavaka. Teo Jesosy no nampianatra ny Ray o izay any andanitra. Tsy fantatsika tokoa izay vavaka tokony ataontsika.
– Mbola mampiseho ny fitiavany antsika indray koa eto Andriamanitra. Ny Fanahy no mivavaka ho antsika: ny Fanahy no mifona amin’ny fitarainana tsy azo tonononina.
– Tia antsika ny Fanahy izay ao anatintsika (izay tsy manana ny Fanahy dia tsy Azy, tsy zanak’Andriamanitra)
– Manetry tena ny Fanahy, mitovy amin’i Jesosy ihany, ary manaiky hitoetra ao antin’ny olona izay manaiky handray Azy.
– Miasa ho an’ny zanak’Andriamanitra ny Fanahy: Mifona ho azy. Aoka ary isika tsy ho isan’izay mamono ny Fanahy.
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités