KATSAO ALOHA NY FANJAKAN’ANDRIAMANITRA


« Fa miharia harena ho anareo any an-danitra, izay tsy misy kalalao na harafesina manimba, sady tsy misy mpangalatra manamitrano na mangalatra. » Matio 6:20

Matetika ny vola no ataon’ny olona ho tompo mihintsy, ka mazàna ny andro fito ao anatin’ny herinandro dia hanompoany azy. Misy ny mpangalatra, maka an-keriny; ka na dia ny aina aza dia angalariny miaraka amin’ny vola. Tsy mahatondra na inona na inona akory anefa isika raha very ny aintsika. Ny tanjaka ara-nofo, ny saina sy fahaizana dia ireharehantsika nefa dia sombiny ihany izany miohatra amin’izay an’Andriamanitra. Ny harena any an-danitra no aoka ho katsahina amin’ny fo sy saina rehetra satria izany no azo antoka. Iza tokoa no mpangalatra afaka hangalatra ny harena voaangona any an-danitra izay eo ampelatanan’Andriamanitra? Mety hoy hianao: manankarena sy efa nihary fanana be aho ka tsy manan-java mahory; kanjo tsy fantatrao fa hianao no ilay ory sy mahantra sy malahelo sy jamba. Manoro hevitra antsika Jesosy mba hividy Aminy volamena voadio amin’ny afo sy lamba fotsy hotafiana mandrakizay.
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :