TAHAKA NY ZAZA

« Koa na zovy na zovy no hanetry tena tahaka ity zazakely ity, dia izy no lehibe indrindra amin’ny fanjakan’ny lanitra. » Matio 18:4 Manetry tena ny zaza. Manaiky izay zava-misy izy. Manaiky antsoin’i Jesosy hankeo Aminy ka manaiky apetraka eo afovoany. Na dia ny fanekena hankeo amin’i Jesosy aza dia sarotra amintsika indrindra ny manetry tena. […]