TAHAKA NY ZAZA


« Koa na zovy na zovy no hanetry tena tahaka ity zazakely ity, dia izy no lehibe indrindra amin’ny fanjakan’ny lanitra. » Matio 18:4

Manetry tena ny zaza. Manaiky izay zava-misy izy. Manaiky antsoin’i Jesosy hankeo Aminy ka manaiky apetraka eo afovoany. Na dia ny fanekena hankeo amin’i Jesosy aza dia sarotra amintsika indrindra ny manetry tena. Manakana izany ny asan’ny Satana, tsy faly izy. Sarotra ilay teny hoe Lehibe indrindra amin’ny fanjakan’ny lanitra. Anaram-boninahitra izany. Ary raha fanetren-tena no resahina dia iza tokoa moa no nanetry tena tahaka an’i Jesosy. Koa raha mandray ny zaza amin’ny anaran’i Jesosy isika dia mandray AZY. Raha manetry tena ao amin’i Jesosy isika dia manana ny fiainana mandrakizay. Koa raha tsy mandray ny zaza amin’ny anaran’i Jesosy isika dia tsy mandray an’i Jesosy. Mba tsy isika anie no hanatonana vato lehibe ka alefa any an-dranomasina. Aoka isika handray an’i Kristy Jesosy mandrakariva. Amen. Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :