FITIAVANA NY RAY


« Aza tía izao tontolo izao, na izay zavatra eo amin’izao tontolo izao. Raha misy olona tía izao tontolo izao, dia tsy ao anatiny ny fitiavana ny Ray » (1Jaona 2:15)

Isika tía ny Ray rehefa tsapantsika ny fitiavany antsika. Raha tía izao tontolo izao isika día tsy ho tsapantsika mihintsy izany fitiavany izany. Inona moa ny zavatra eo amin’izao tontolo izao fa tsy ny filàn’ny nofo sy ny filàn’ny maso ary ny rehaka momba izao fiainana izao. Raha ny filazan’ny Soratra Masina azy dia manafintohina antsika izao tontolo izao, mampianjera noho ny amin’ny vola, ny voninahitra sy ny filàna samihafa. Hoy koa ny Teny hoe: «Aza manaraka ny fanaon’izao tontolo izao» (Romana 12:2a). Ny fitiavana ny Ray kosa, eny ny Fitiavan’ny Ray no famonjena ho antsika. Aoka ary hofikirintsika mafy ny fitiavan’ny Ray ary hafointsika ny filàna eto amin’izao tontolo izao. Sarotra ve izany hoy ianao? Teniny ny hoe: «Raha miray amiko hianareo ka mitoetra ao anatinareo ny teniko dia angataho izay tianareo na na inona na inona, fa ho tonga aminareo izany» (Jaona 15:7).
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :