TOETRA VAOVAO

« Ary efa notafianareo ny toetra vaovao, izay havaozina ho amin’ny fahalalàna tsara araka ny endrik’Izay nahary azy. » (Kolosiana 3:10) Inona moa ny hoe toetra taloha: fitondran-tena tamin’ny filan’ny nofo isan-karazany, fanaovana ny danin’ny nofo, danin’ny saina. Ny fanaovana izany no mahatonga ny olona ho zanaky ny fahatezerana na koa mitoetra eo ambany fahatezeran’Andriamanitra. Ankehitriny isika […]