FANAKA HOMEM-BONINAHITRA


« Aoka ny olona rehetra izay manonona ny anaran’ny Tompo hiala amin’ny ratsy. » (II Timoty 2:19b)

– Fanakem-pinoana:
Ny fanononana ny anaran’ny Tompo dia fanekem-pinoana. Mivoaka eo amin’ny vavantsika ny finoana ao anatintsika. Raha manonona ny anaran’Andriamanitra amin’ny vavantsika isika dia mivoaka eo amin’ny vavantsika hoe: izany tokoa Izy amintsika. Raha manonona isika hoe: Andriamanitra Ray o, dia izany tokoa Izy amintsika.
– Aoka ary isika hitandrina ny fanekena ataontsika amin’Andriamanitra fa ny Tompo mahalala ny Azy.
– Raha mahatandrina ny fanekentsika Aminy isika dia ho fanaka homem-boninahitra. Fa ao amin’ny trano lehibe tsy dia fanaka volamena sy volafotsy ihany no ao, fa fanaka hazo sy tany koa, ny sasany homem-boninahitra, ary ny sasany halam-baraka. Koa rehefa nohamasinina ary isika dia aoka ho voavoatra ho amin’ny asa tsara rehetra. Amen.

Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :