NY AMIN’NY ADIDY


« Dia hoy Jesosy taminy: aloavy ho an’i Kaisara izay an’i Kaisara ary ho an’Andriamanitra izay an’Andriamanitra. » (Matio 22:21)

– Fakam-panahy ny vola:
Sarotra ho antsika olombelona ny ivoaham-mbola raha ivelan’ny sitrapontsika, indrindra fa raha andoavana hetra na andoavana adidy any am-piangonana dia mafy amintsika. Nefa raha izao ambaran’i Jesosy izao dia tokony ataontsika avokoa izany adidy izany.
– Mitaky fanetren-tena:
Mety alaim-panahy hitsara ny fitondràna misy ny olona, kanefa araka izao voalaza izao dia omeo an’i Kaisara izay an’i Kaisara. Mety misy koa ny tsy rariny na dia eo amin’ny fitondram-piangonana aza, kanefa aloavy ho an’Andriamanitra izay an’Andriamanitra. Mijery izay ataontsika Andriamanitra, tahaka an’i Jesosy nipetraka tandrifin’ny fandatsahan-drakitra: mijery ny fandatsaky ny vahoaka vola tao Izy.
– Mitaky finoana: Tsy nanan-kaloa Jesosy sy Petera teo am-pelatanany, fa Jesosy nahita fomba mahagaga handoavana ny anjaran’Izy sy Petera. Antsoy ny Tompo amin’izay mavesatra amintsika rehetra. Raha hino isika dia ho hitantsika ny voninahitr’Andriamanitra. An’Andriamanitra ny zavatra rehetra.
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités

Répondre

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :