NAMPITENENANA TAMINTSIKA NY ZANAKA


« Dia amin’izao andro farany izao kosa no nampitenenany tamintsika ny Zanany, izay voatendry ho Mpandova ny zavatra rehetra; Izy no nahariana izao tontolo izao. » (Hebreo 1:2)

Nampitenenan’Andriamanitra tamin’ny zanak’Isiraely i Mosesy fony izy ireo nentina niala tany Egypta. Toy izany koa, nampitenenan’Andriamanitra taminy i Jeremia rehefa fony izy ireo niatrika ny fahababoana; amin’izao andro farany izao kosa no nampitenenany tamintsika ny Zanany. Inona ary no maha samy hafa ny mpaminany sy ny Zanaka? Niteny ho an’ny Isiraely ny mpaminany, fa ny Zanaka kosa miteny ho ahy sy ho anao, ho an’izao tontolo izao. Hoy Izy: « Mankanesa aty amiko, hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana. » (Matio 11:28) Nanao fanadiovana hanafaka ota Izy. Te hanafaka ahy sy hianao Izy amin’izao Krismasy sy faran’ny taona izao. Raha afaka ny otako sy ny otanao izay nentiny tamin’ny tenany dia ho vita fihavanana amin’Andriamanitra Ray isika ary ho zanany kosa. Amen!
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités

Répondre

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :