TENY FAMINANIANA:


« Fa fantatrareo voalohany indrindra fa ny famoahan-kevitra ny faminaniana ao amin’ny Soratra Masina dia tsy efan’ny fisainan’ny olona fotsiny ihany. » (II Petera 1:20)

Tsy takatry ny maha olona antsika ary tsy azontsika sainina akory ny fihevitr’Andriamanitra. Hoy ny Soratra Masina: «fa ny fihevitro tsy fihevitrareo ary ny lalanareo kosa tsy mba lalako, hoy Jehovah» (Isaia 55:8). Ny Fanahy no mamantatra. «Dia isika no nanambaran’Andriamanitra izany tamin’ny Fanahy; fa ny Fanahy mamantatra ny zavatra rehetra, na dia ny saina lalina izay an’Andriamanitra aza» (1Korintiana 2:10). Miposaka ao am-pontsika anefa ny fitarik’andro. Ny finoana dia avy amin’ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa dia avy amin’ny tenin’i Kristy. Ny fitarik’andro no manome fahazavana ao am-po dia ny Finoana an’i Jesosy Kristy izany. Fa avy tamin’Andriamanitra no nitenenan’ny olona araka izay nitondran’ny Fanahy azy. Koa tsy azontsika itokisana ny maha isika antsika fa tokony hiantehitra mandrakariva amin’ny Fanahy isika. Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités

Répondre

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :