ANDRIAN’NY FIADANANA


« Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika. Ary ny anarany atao hoe: … Andrian’ny fiadanana ». (Isaia 9:5a)

Teny manambara an’i Jesosy Kristy na dia mbola any amin’ny Testamenta Taloha aza ny hoe: Andrian’ny fiadanana.
– Andrian’ny fiadanana: Mpanjaka nefa zaza. Tsy manantsiny. Vao mitsidika ny Krismasy sy ny hira krismasy dia efa mitondra fiadanana sahady.
– Andrian’ny fiadanana: mpanjaka malemy fanahy. Nampihavana ny mpanota tamin’Andriamanitra. Nitondra ny fahotan’izao tontolo izao. Tsy ho avy hiantso ny marina fa ny mpanota hibebaka.
– Andrian’ny fiadanana: tia antsika amin’ny fitiavana mandrakizay fa tsy tia tena.
« Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo; » (Jaona 14:27a). Maty antoka tokoa isika raha tsy mandray izany Andrian’ny fiadanana izany, tsy mandray ny fiadanana omeny.
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :