NY FANAHY MASINA MIADY AMIN’NY FANAHY RATSY


« Jesosy namoaka demonia moana. Ary rehefa nivoaka ny demonia, dia niteny ilay moana. » Lioka 11:14

Ny demonia dia fanahy ratsy. Mitondra aretina maro samy hafa izy, ary moana no aretina entiny eto. Mampahory antsika ny demonia (cf Mat 15:22) Noho izy mpampahory ny olona dia tsy maintsy avoaka tsy hitoetra ao anatintsika: tenin’i Jesosy mihitsy io, « Sitrano ny marary, atsangano ny maty, diovy ny boka, avoahy ny demonia; » (Matio 10:8). Ny Fanahy Masina sy ny anaran’i Jesosy no amoahana ny demonia. Koa raha ny Fanahy Masina no amoahana ny demonia dia tonga ao anatin’ny olona ny fanjakan’Andriamanitra. Jesosy, ny Fanahy Masina dia mahery lavitra noho ny demonia. “Ary niteny mafy azy Jesosy, dia nivoaka taminy ny demonia” (Matio 17:18) Fanafahana ny olona amin’ny lafiny rehetra tokoa ny famoahana ny demonia ao anatiny. Misandoka mantsy i Satana ka te hanao ny olona ho tranony, ho fonenany mihitsy. Ilaina ny fiambenana. Aoka isika ho feno ny Fanahy Masina isan’andro mba tsy hahafahany mifikitra ao anatintsika. Jesosy Kristy mampahery anao.

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :