FAHORIANA, FIFALIANA.

« Ary hianareo dia manana alahelo ankehitriny; fa hahita anareo indray Aho, dia ho faly ny fonareo, ary tsy misy olona manaisotra ny fifalianareo aminareo. » Jaona 16:22 Jesosy no niantso ny mpianany ho eo Aminy, nanaraka Azy ireo na andro na alina. Izay nohanin’ny Tompo dia niarahany tamin’izy ireo, hany ka tena nisy fifamatorana teo amin’i […]