NY RAN’I JESOSY


« Ary ny rà dia ho famantarana ho anareo eo amin’ny trano izay itoeranareo; ary raha mahita rà Aho, dia handalo anareo, ka tsy hisy loza handringana anareo, raha mamely ny tany Egypta Aho. » (Eksodosy 12:13)

Tamin’ny andron’ny Testamenta Taloha no nisy an’io. Atentina amin’ny tolàm-baravaran’ny trano itoeran’ny olon’Andriamanitra ny ran’ny zanak’ondry tsy misy kilema. Ankehitriny dia efa fanekena vaovao, koa ny ran’i Jesosy no atentina ny varavaran’ny fontsika. Raha handalo Jehovah dia hahita ny ran’i Jesosy izay nekentsika hanadio ny otan-tsika. Aoka ho fo voadion’ny ran’i Jesosy no hitan’i Jehovah Andriamanitra. Rehefa nibebaka isika dia ny ran’i Jesosy no manadio antsika ho afaka amin’ny tsy fahamarinana rehetra. Asa ataon’ny ran’i Jesosy isaky ny mandray ny Sakramentan’ny Fanasan’ny Tompo io, satria izany no andraisana famelan-keloka sy fiainana: «Izay mihinana ny nofoko sy misotro ny rako no manana fiainana mandrakizay» (Jaona 6:54a). Koa ny ran’i Jesosy ary no famantarana amin’ny trano izay itoerantsika, ny ran’i Jesosy no famantarana ny fontsika, ka tsy hisy loza handringana antsika raha mamely an’i Satana Jehovah Andriamanitra.
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :