NY FANDRESENA


« Ny fandresena izay enti-maharesy izao tontolo izao dia ny finoantsika. » 1Jaona 5:4

Rehefa maty Jesosy dia reraka ny fon’ny manodidina Azy. Trotraka ny mpianatra, teo koa ny fon’ny reny niteraka, sns…Soa ihany fa natsangana tamin’ny maty Kristy. Velona Jesosy. Velona niaraka tamin’izany fitsanganany izany koa ny finoantsika. Hery entintsika mandresy izao tontolo izao ny finoantsika Azy. Nampiova zavatra betsaka ny fitsanganan’i Jesosy tamin’ny maty. Raha mitory ny Filazantsara ny mpianatra dia mitory amin’ny fahasahiana, satria marina ny tenin’Andriamanitra ary tsy maintsy tanteraka izay voalazany. Koa ny fandresena entintsika mandresy dia ny finoantsika. Tsy nanatrika izany izaho sy hianao. Kanefa raha mino isika dia ho mpandresy koa.
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.</span

Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s