MISY VE NY VOAOZONA HO VERY?


« Fa fantatr’i Jehovah ny làlan’ny marina, fa ny làlan’ny ratsy fanahy kosa dia mankany amin’ny fahaverezana. » Salamo 1:6

Iza no marina? Ny marina amin’izao dia tsy misy, fa izay hamarinin’Andriamanitra no marina, izay manaiky ho ao amin’i Kristy Jesosy.
– Ny ratsy fanahy dia izay tsy manaiky hamarinina. I Jodasy dia isan’izay tsy nanaiky hamarinina. I Petera kosa rehefa naneno intelo ny akoho, dia nitomany ka niova nanaiky ho hanaraka ny dian’ny Tompony.
– Hoy ny Tenin’ny Tompo hoe: raha miaiky ny fahotantsika isika dia mahatoky sy marina Andriamanitra ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin’ny tsy fahamarinana rehetra. Tsy misy ny voaozona ho very.
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA ‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :