METY MANENINA ANDRIAMANITRA

“Ary ny fonareo no triatriaro, fa aza ny fitafianareo, Ary miverena amin’i Jehovah Andriamanitrareo; Fa mamindra fo sy miantra Izy, Mahari-po sady be famindrampo ary manenina ny amin’ny loza,” (Joela 2:13) Rehefa manaiky isika fa nanohitra ny sitrapon’Andriamanitra ka nahatezitra Azy dia manenina Izy raha saika hanafay antsika. Amin’ny alahelo lalina ao am-pontsika (triatriaro ny […]