METY MANENINA ANDRIAMANITRA


“Ary ny fonareo no triatriaro, fa aza ny fitafianareo, Ary miverena amin’i Jehovah Andriamanitrareo; Fa mamindra fo sy miantra Izy, Mahari-po sady be famindrampo ary manenina ny amin’ny loza,” (Joela 2:13)

Rehefa manaiky isika fa nanohitra ny sitrapon’Andriamanitra ka nahatezitra Azy dia manenina Izy raha saika hanafay antsika. Amin’ny alahelo lalina ao am-pontsika (triatriaro ny fonareo) fa tsy ny fisehoana ivelany (fitafiana triatriarina). Afaka manenina amin’ny loza kasainy hamaliany ny faharatsiantsika Izy.
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :