AIZA NO ALEHAKO ANIO?

« Fa handeha amin’izay rehetra anirahako anao ianao » (Jeremia 1:7). Misy isan-karazany ny fandaharam-potoana ataontsika. Ho any amin’ny dokotera aho fa tsy mety mihitsy ny fahasalamako; handeha hanao fanatanjahantena aho fa malemilemy satria efa ela no tsy niatrika izany. Maro ny fikasantsika raha vao mifoha. Ny fanontaniana dia izao: efa nametraka izany tamin’Andriamanitra ve isika? Ary […]