AIZA NO ALEHAKO ANIO?


« Fa handeha amin’izay rehetra anirahako anao ianao » (Jeremia 1:7).

Misy isan-karazany ny fandaharam-potoana ataontsika. Ho any amin’ny dokotera aho fa tsy mety mihitsy ny fahasalamako; handeha hanao fanatanjahantena aho fa malemilemy satria efa ela no tsy niatrika izany. Maro ny fikasantsika raha vao mifoha. Ny fanontaniana dia izao: efa nametraka izany tamin’Andriamanitra ve isika? Ary tena izany tokoa ve no tian’Andriamanitra alehanao izao? Tokony hametraka ny fikasantsika amin’Andriamanitra isika mba ho tena izay tiany alehantsika no andehanantsika. Raha ho any amin’ny dokotera hianao, dia apetraho aminy izany fikasanao izany, mba ho dokotera afaka hanasitrana anao marina, na dia ny fanafody omeny aza dia fanafody tena hahasitrana anao. Aoka ho Jehovah no hitondra anao amin’izay handehananao. Raha mikasa ho any amin’ny alim-pandihizana hianao? Any marina ve no anirahan’Andriamanitra anao? Anontanio marina ny Fanahy Masina mba ho ny toerana anirahan’Andriamanitra anao anie no andehananao.
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA ‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :