MPANAKARENA VERY, MAHANTRA VOAVONJY, MARINA VE?


« Fa fahasoavana no namonjena anareo amin’ny finoana, tsy avy aminareo izany fa fanomezana avy amin’Andriamanitra! » (Efesiana 2:8)

Fanontaniana miverina matetika ao antsaintsika izany, indrindra noho ny tantara ao amin’ny Soratra Masina ny amin’i Lazarosy mahantra ferena sy ilay mpanankarena. Lazarosy any amin’ny fiainana mandrakizay, ilay mpanana kosa very, may any amin’ny helo. Araka ny Teny dia Andriamanitra no mampanankarena sy mampahantra, ary tsy ny harena no mahavery na ny fahantrana no mahavonjy fa ny finoana ny Zanaka, ny fananana an’I Jesosy Kristy Zanak’Andriamanitra. Hoy ny (1Jaona 5:12): “Izay manana ny Zanaka no manana ny fiainana; izay tsy manana ny Zanak’Andriamanitra no tsy manana ny fiainana”. Koa na manankarena hianao na mahantra dia voavonjy rehefa manana ny Zanaka. Jesosy Kristy mampahery anao.

FEON’NY FILAZANTSARA ‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Site Web: http://www.feonyfilazantsara.org
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :