NY FODIAN’NY FIFALIANA AMIN’ANDRIAMANITRA


« Ny fo torotoro sy mangorakoraka Andriamanitra o, tsy mba ataonao tsinontsinona. » (Salamo 51:17b)

Inona moa izany fo torotoro sy mangorakoraka izany?
Efa akaiky ny alahelo mafy ao am-po izany. Azo ambara hoe fanenenana mafy. Raha ny eto amin’ity Salamo faha 51 ity dia ny fifonan’ny olona iray nanohitra ny sitrapon’Andriamanitra na nanota ka nahatezitra an’Andriamanitra. Ny Fanahy Masina no afaka manome izany fo torotoro izany ary ny tenin’Andriamanitra miasa amin’ny mpihaino no mampangorakoraka ny fony. Fotoana inona ary isika no mila an’izany? Ny Teny ao amin’ny (Romana 3:10b)dia manambara fa “…Tsy misy marina na dia iray akory aza;” Maneho izany fa amin’ny fotoana rehetra isika dia mila manana fo torotoro. Raha hoy isika: Tsy nanota isika dia mampandainga Azy. Raha te ho faly ao amin’ny Tompo ary isika dia aoka hanana fo torotoro sy mangorakoraka. Jesosy Kristy mampahery anao.

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :