RAY MPAMINDRA FO

« Aoka ho mpamindra fo hianareo mba ho tahaka ny Rainareo, Mpamindra fo. » (Lioka 6:36) Ny Kristiana dia manana Ray mpamindra fo, Jehovah no anarany. Ray mandray ho an’ny tenany izay manjo ny zanany. Tian’I Jesosy hananan’ny kristiana koa izany toetra mpamindra fo izany. Amin’ny maha Andriamanitra Azy dia afaka manafay na mamindra fo amin’ny zanany […]