RAY MPAMINDRA FO


« Aoka ho mpamindra fo hianareo mba ho tahaka ny Rainareo, Mpamindra fo. » (Lioka 6:36)

Ny Kristiana dia manana Ray mpamindra fo, Jehovah no anarany. Ray mandray ho an’ny tenany izay manjo ny zanany. Tian’I Jesosy hananan’ny kristiana koa izany toetra mpamindra fo izany. Amin’ny maha Andriamanitra Azy dia afaka manafay na mamindra fo amin’ny zanany ny Ray. Aoka ho tsarovana fa saro-piaro Izy ary mety tezitra koa. “Zavatra mahatahotra ny ho azon’ny tanan’Andriamanitra velona.” (Hebreo 10:31). Manambara ny sarin’ny hazo fijaliana izao sary eto izao. Andriamanitra mamindra fo amin’ireo zanany ary ny olona mamindra fo amin’ny namany. Koa aoka hitandrina isika fa misy ny mpiampanga izay fantatsika fa izany no asany ary tsy tia famindrampo izy. Efa voatsara mialoha rahateo ity mpiampanga ity. Aoka ary isika ho tahaka ny Raintsika izay mpamindra fo. Jesosy Kristy hampahery anao.

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :