MIHINANA, TSY MIHINANA, IZA NO MARINA?

« Ny anankiray mino, fa mahazo mihinana ny zavatra rehetra izy, fa ny anankiray kosa malemy finoana, ka dia mihinana zava-maniry ihany. Aoka ny mihinana tsy hanamavo ny tsy mihinana; ary aoka kosa ny tsy mihinana tsy hitsara ny mihinana; fa Andriamanitra no efa nandray azy. » (Romana 14:2-3) Manova zavatra betsaka eo amin’ny fiainan’ny olona iray […]