MIHINANA, TSY MIHINANA, IZA NO MARINA?


« Ny anankiray mino, fa mahazo mihinana ny zavatra rehetra izy, fa ny anankiray kosa malemy finoana, ka dia mihinana zava-maniry ihany. Aoka ny mihinana tsy hanamavo ny tsy mihinana; ary aoka kosa ny tsy mihinana tsy hitsara ny mihinana; fa Andriamanitra no efa nandray azy. » (Romana 14:2-3)

Manova zavatra betsaka eo amin’ny fiainan’ny olona iray ny finoany an’i Kristy. Miova ny fiteny, ny fomba fanao rehetra, ny fitafy, ary hatramin’ny zavatra fihinana aza. Hita matetika amin’izao andro iainantsika izao izany fanamavoana sy fifampitsarana izany. Ohatra amin’ny samy mpino: misy mihinana kisoa, misy ny tsy mihinana. Ambaran’ny tenin’Andriamanitra eto fa aoka tsy hifanamavo na hifampitsara. Aoka ny fitafiana an’iKristy no himasoana mafy. Fa hoy ny teny hoe: “Ary amin’izany dia tsy misy fanamelohana ho an’izay ao amin’i Kristy Jesosy.” (Romana 8:1). Mila manetri-tena ny mino mba ho ny Fanahy Masina no hitarika azy amin’ny sitrapon’Andriamanitra tokony atao.
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :