NY FAHOMBIAZAN’NY OLON’ANDRIAMANITRA?


« Ary rehefa nataony izany, dia nahazo hazan-drano be dia be izy ka efa nisy triatra ny haratony. » Lioka 5:6″

– Manaraka an’i Jesosy: Tokony hanaraka an’i Jesosy ny olon’Andriamanitra; I Petera rehefa avy nanarato naharitra ela, efa afa-po tsy nahazo hatramin’ny alina, kanefa nandeha nanaraka an’i Jesosy nanarato ihany.
– Tsy mandeha amin’ny herin’ny tena samy irery: Hoy I Simona: “… Tompoko, mandritra ny alina no efa nikelezanay aina, nefa tsy nahazo na inona na inona; ….” (Lioka 5:5a); na dia mikely aina samy irery aza dia tsy mety mahomby amin’izay atao. – Mihaino an’i Jesosy: “…Kanefa noho ny teninao, dia alatsako ihany ny harato” (Lioka 5:5b). Isika koa, na dia misy aza ny hakiviana, aoka tsy hamoifo fa hihaino an’i Jesosy, hanaraka ny baikony. Raha misy tsy mety eo amin’ny fiainantsika dia mila mahay mihaino an’i Jesosy isika ary Mankato Azy. « Ary rehefa nataony izany, dia nahazo hazandrano be dia be izy, ka efa nisy triatra ny haratony. » (Lioka 5:6) Amen!
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :