NY FAHAMARINANA AVY AMIN’ANDRIAMANITRA


“Fa ankehitriny dia efa naharihary ny fahamarinana avy amin’Andriamanitra, tsy amin’ny lalàna anefa, fa ambaran’ny lalàna sy ny mpaminany,” (Romana 3:21)

Ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo dia nitandrina mafy ny lalàna. Niteny Jesosy fa “… Raha tsy mihoatra noho ny an’ny mpanora-dalаna sy ny Fariseo ny fahamarinanareo, dia tsy hiditra amin’ny fanjakan’ny lanitra mihitsy hianareo” (Matio 5:20). Rehefa misy ny fandikan-dalàna dia misy ny mpitsara. Andriamanitra no mpitsara. Nanao lalàna hahatsara ny fiarahana amin’Andriamanitra Izy tenany ary fitiavany avy Aminy izany. Misy lalàna hafa atoron’ny Soratra Masina dia toy izao ambara izao: « Ny Fahamarinana avy amin’Andriamanitra amin’ny finoana an’i Jesosy Kristy ho an’izay rehetra mino. » (Romana 3:22). Katsaho mafy ary ny fahamarinana ao amin’I Jesosy dia aoka ho tsarovantsika ny teny sarobidy hoe: “Ary amin’izany dia tsy misy fanamelohana ho an’izay ao amin’i Kristy Jesosy” (Romana 8:1). Aoka isika hitafy an’i Jesosy Kristy ka hiala amin’ny ratsy.
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :