MAZAVA AO AMIN’NY MAIZINA.


« Ary tamin’izany andro izany dia nanomboka nitoriteny Jesosy ka nanao hoe: Mibebaha hianareo, fa efa akaiky ny fanjakan’ny lanitra. » Matio 4:17

Hoy ny (Matio 4:16a): «Ny olona izay nitoetra tao amin’ny maizina dia nahita mazava lehibe». Fantatsika fa «ny finoana dia avy amin’ny toriteny ary ny toriteny dia avy amin’ny tenin’i Kristy» (Romana 10:17). Ny fibebahana dia manala ny fahatezeran’Andriamanitra, ary avy amin’ny tenin’i Kristy omban’ny Fanahy ny fibebahana. Io no mitondra fahazavàna, fahazavàna ao amin’ny maizina sady fiainana ao anaty fahafatesana. Tokony ho fiainantsika ny fibebahana. Tokony ho lonaky ny tenin’Andriamanitra isika. Koa raha ho avy i Kristy dia tsy ho tratrany lany solika fitaiza. Raha mibebaka isika dia hisava ny aizina ao antin’ny fontsika. Miala nenina amintsika isanandro ny Tompo. Moa ve mba nisava ny aizina tao anatin’ny fontsika, izay vokatry ny fahotana?. Te hanazava ny fo Jesosy. Mibebaha. Dia hazava ny fonao. Amen.
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.
Publicités

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :