JESOSY MANASITRANA


«nitondra ny aretin-tsika Izy; …ny dian-kapoka taminy no nahasitranana antsika.» (Isaia 53:4a; 5b)

Jesosy manasitrana: ao amin’ny testamenta vaovao no ahitantsika izany; Fahatanterahan’ny voalaza any amin’ny testamenta taloha izany: Ny fanasitranana anefa misy karazany roa: dia ny fanasitranana ny nofo sy ny fanasitranana ny Fanahy. Hain’ny dokotera na ny olona ny manasitrana ny nofo, fa ny fanasitranana ny Fanahy kosa dia Jehovah Andriamanitra ihany no mahay manao izany ary famonjena mandrakizay no azo amin’izany.
* Ny devoly koa anefa mety hahasitrana ny nofo fa ny fanasitranana ny Fanahy tsy hainy velively fa ny hitondra any amin’ny fahaverezana mandrakizay no hainy sy kendreny.
* « Raha ny rantsan-tànan’Andriamanitra no amoahako ny demonia, dia tonga aminareo tokoa ny fanjakan’Andriamanitra. » (Matio 12:28). Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :