NY FON’I JOSEFA NANGORAKORAKA


« Ary Josefa tsy nahatsindry ny fangorakoraky ny fony intsony teo anatrehan’izay rehetra teo aminy. » (Genesisy 45:1a)

Nanao ratsy an’i Josefa ny rahalahiny, nikasa hamono azy ireo, ary avy eo nivarotra azy ho andevo ka lasa tany Egipta. Jehovah anefa nomba an’i Josefa, ka nitahy azy na dia sarotra aza ny fiainana nodiaviny: Tsy nahafoy an’i Jehovah izy. Nentin’ny tanan’i Jehovah teo am-pelantanany ireo rahalahany ireo ary afaka namaly ny ratsy nataon’ireo azy Josefa kanefa tsy nanao izany fa vao mainka nanaiky ho fitaovana hanavotra azy ireo amin’ny fahafatesana. Nangorakoraka ny fony raha niankohoka teo anatrehany ireo rahalahiny nanetri-tena noho ny asan’i Jehovah. Mangorakoraka koa ny fon’i Jesosy Kristy raha mahatsiaro hitady famonjena Aminy isika, ka tsaroantsika fa Izy ihany no Mpamonjy mora azo amin’ny fahoriantsika, mahay mamela ny helotsika rehetra. Lehilahy ory sady zatra fahoriana Izy, manaiky hitondra ny mavesatra amintsika rehetra, indrindra ny vokatry ny fahotana rehetra.
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :