MANASITRANA NY ARETINTSIKA REHETRA IZY


« Ary niandrandra ny lanitra Izy, dia nisento ka nanao taminy hoe: Efata, izany hoe: Maladia. Dia nalady ny sofiny, sady voavaha ny fatoran’ny lelany, ka dia nahateny tsara izy. » (Marka 7: 34-35)

Ny hitantsika eto dia Jesosy manana fifandraisana velona amin’ny Rainy; niandrandra ny lanitra Izy. Na dia tena Andriamanitra aza Izy dia mivavaka amin’izay ataony rehetra. Fampianarana ho antsika mpanaradia azy tokoa izany: mila miray amin’Andriamanitra isika. Tsy ataon’i Jesosy tsinotsinona ny zavatra manjo antsika. Nanaiky Izy nanasitrana ity lehilahy izay marenina no sady raiki-dela ity. Na dia ny manjo ny nofontsika ihany aza dia mahatohina azy ka manasitrana Izy. Izany dia fahatanterahan’ny Soratra Masina hoe: « Amin’ izany andro izany dia ho ren’ny marenina ny tenin’ny taratasy » (Isaia 29:18). Ny fanasitranana ny fanahintsika no tena zava-dehibe amin’I Jesosy fa ny nofo dia fitaovana ihany. Ny Fanahy no mahavelona. Raha sitrana ny nofontsika nefa very isika dia zava-poana izany. Raha mandà ny Fanahin’Andriamanitra isika dia ho very. Andeha ary isika hanetri-tena ka hifona aminy, ary handray ny Fanahiny ho ao anatintsika.
Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA
‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’
Tél:
22 210 42
034 20 635 53
032 54 635 53
033 15 635 53
E-mail : lhmmada@gmail.com
Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia tsindrio ny “leave a comment” eto ambany, avy eo manorata eo amin’ny “enter your comment here”. Misaotra betsaka.

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l'aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :