NY ZAVATRA REHETRA DIA HAIN’NY MINO


Perikopa: Marka 9:17-29

«Ary niaraka tamin’izay dia niantso ny rain-drazazalahy ka nanao hoe: Mino aho; vonjeo aho ho afaka amin’ny tsi-finoako.» (Marka 9:24)

Jesosy no mitondra amin’ny tenany ny aretintsika. Ny dian-kapoka taminy no nahasitranana antsika. Nomeny fahefana koa ny mpianatra hanasitrana. Mitaky finoana amin’ny mpianatra anefa izany. Mitaky finoana amin’ny marary sy ny tompon’ny marary koa. « Ry taranaka tsy mino… mandrapahoviana no andeferako aminareo? » (Marka 9:19). Mahatonga an’i Jesosy handefitra ny tsy finoantsika. Raha mino isika dia haintsika aza ny manasitrana. Hoy Jesosy: ny Zavatra rehetra dia hain’ny mino. Tokony ho sitrana avy ny aretintsika raha mino an’i Jesosy isika. Finoana no iainan’ny mino satria Jesosy tsy eo amin’ny hitan’ny masontsika intsony. Hoy Izy: Raha hino hianao dia ho hitanao ny voninahitr’Andriamanitra. Raha miahotra aza hianao dia teneno hiany hoe: Mino aho.

Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA ‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’ Tél: 034 91 435 00 E-mail : lhmmada@gmail.com Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia azonao atao ny miantso na manoratra amin’ny Feon’ny filazantsara. Misaotra indrindra tompoko.

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l’aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l’aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l’aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l’aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :