NY TENY


Perikopa: Jaona 8:31-44

« …Raha maharitra amin’ny teniko hianareo dia ho mpianatro tokoa. » (Jaona 8:31)

Ny finoana dia avy amin’ny toriteny. Ny toriteny avy amin’ny tenin’i Kristy. Miresaka amin’ny Jiosy nino Azy Jesosy. Nino ireo ary dia nasain’I Jesosy haharitra amin’ny teny, tsy manaiky baikon’ny rain’ny lainga. Ny tsy mamela ny Teny hitombo ao anatiny dia mamono an’i Jesosy. Ny mino Azy dia mitandrina ny didiny. Manao ny asan’i Jesosy. Izay zanak’Andriamanitra dia tia ny Zanany Lahy Tokana ary manaiky ny iraka ataony fa tsy mihaino ilay Rain’ny lainga. Ny mihaino ny rain’ny lainga dia mamono ny Zanak’Andriamanitra, manota sady andevon’ny ota. Manao ahoana ny faharetantsika amin’ny tenin’Andriamanitra? Mba ho teny manankery, mba ho teny misy fahefana eo amin’ny fiainako sy ny fiainanao anie ny Teny. Ka tsy ho giazan’ny fanahiana na ho tsaingohan’I satana (fihainoana feo hafa tahaka ny feon’ilay menarana ela). Mahereza ry havana mba tsy ho voafitaka isika. Jesosy Kristy Tompo mampahery anao

FEON’NY FILAZANTSARA ‘Manambara an’i Kristy amin’ny firenena … ary mitarika ny firenena ho ao amin’ny Fiangonana’ Tél: 034 91 435 00 / E-mail : lhmmada@gmail.com / Facebook: Feon’ny Filazantsara

Raha nanohina anao ity toriteny ity na misy fanamarihana manokana tianao hatao dia azonao atao ny manoratra na manatona ny Feon’ny Filazantsara. Misaotra indrindra tompoko.

Publié par filazantsaramada

Feon'ny Filazantsara

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l’aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l’aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l’aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l’aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :