FITIAVANA LALINA

« Hianareo lehilahy, tiava ny vadinareo, dia tahaka ny nitiavan’i Kristy ny fiangonana ka nanolorany ny tenany hamonjy azy. » Efesiana 5:25 Manao ahoana ny fahatsapantsika hoe Jesosy maty ho antsika? Toa tsy zakan’ny saina matetika ny mieritreritra ny fahafatesana. Ary izany indrindra no nanjo an’i Petera: Jesosy Ilay mpampianatra azy, Ilay nametrahany ny fanantenany rehetra, ho …