“Henoy ny feony”

Fandaharana isan-kerinandro amin’ny fampielezampeo Noho ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy sy ny jobily faha 150 taonan’ny Reformasiona ary ny faha 150 taonan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM) dia naompana tamin’ny lohahevitra hoe “Ny Reformasiona sy ny vehivavy” ny fandaharana “Henoy ny feony” tamin’ity vola martsa 2017 ity. Izany dia alefa amin’ireo onjam-peo 10 miara-miasa amin’ny …